Ny olona mandre fananarana

Sal.43.1-5 / HF 42 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / HF 20

Ny olona mandre fananarana 1-Mihaino "Mandrenesa ny teniko, ianareo olon-kendry; ary mihainoa ahy, ianareo manam-pahalalana." (And. 2) Eliho dia iray amin'ireo…

Jesoa Kristy manome ny hevitry ny lalàna

Sal.133 1-3 / HF 48 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / HF 16

Jesoa Kristy manome ny hevitry ny Lalàna 1- Manova ny fisaianan'ny olona "Fa Izaho kosa milaza aminareo hoe: ... "…

Ny olona marina

Sal 11.4-7 / Hira 12:1,3 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / Hira 489:1,3

Ny olona marina 1-Manahaka an'i Kristy "Anaka, aza avela hisy hamitaka anareo: izay manao ny marina no marina; eny, marina…

Ny sabata

Sal.19. 1-6 / Hira 21 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / Hira 480

Ny Sabata 1-Natao hitondra fiainana "Ary hoy Izy taminy: Ny Sabata no natao ho an'ny olona, fa tsy ny olona…

Andriamanitra manameloka ny mpanao ratsy

Sal.27. 7-10 / Hira 16 1,4 /Vavaka / Mofonaina /Vavaka / Hira 417.1,3

Andriamanitra manameloka ny mpanao ratsy 1-Manambara ny faharatsiany (and. 16-20) Fanamelohana nataon'Andriamanitra tamin'ny mpanao ratsy no hita eto. Nanao fanompoam-pivavahana…

Ny fankatoavana ny tenin’i Jesoa

Sal. 46. 1-3 / Hira 39 1, 4 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / Hira 303

Ny fankatoavana ny tenin'i Jesoa 1- Ahazoana vokatra tsara «kanefa noho ny teninao; dia halatsako ihany ny harato,» (And. 5).…

Ny olona mamantatra ny tenany

Sal.92. 1-5 / Hira 7 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / Hira 295 1,4

Ny olona mamantatra ny tenany 1-Mandinika ny finoany "Diniho ny tenanareo, na mitoetra amin'ny finoana ianareo, na tsia..." (And. 5).…

Ny fanatitra tsara indrindra ho an’Andriamanitra

Sal 29. 1.2 / Hira 6 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / Hira 446

Ny fanatitra tsara indrindra ho an'Andriamanitra 1. Fahamarinana ara-piarahamonina Rv olombelona, efa naseho anao izay tsara sy izay ilaiw Jehovah…

Ny olona miaina ao anatin’ny alahelo

Sal.32. 5-7 / Hira 167 1, 3 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / HF 22

Ny olona miaina ao anatin'ny alahelo 1-Mahatsiaro ny fahotany «Koa ahoana no imonomononan'ny olona mbola velona, fa no tsy aleo…

Ny olona manana an’i Kristy

Sal.1.1-6 / HF 1 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / Hira 305

Ny olona manana an'i Kristy 1-Manao ny tsara «...tsy hanao izay ratsy ianareo, (..), fa ny mba hanaovanareo izay tsara,...…