Ny fitsaran’Andriamanitra
Sal. 100 / Hira 18, 1-2 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / Hira 336
Ny fitsaran'Andriamanitra 1.Tsy azo ihodivirana (and.3) Teo amin'ny faliny etika sy ny fomba fiainana dia nihevi-tena ho tsara kokoa noho…
Sal. 100 / Hira 18, 1-2 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / Hira 336
Ny fitsaran'Andriamanitra 1.Tsy azo ihodivirana (and.3) Teo amin'ny faliny etika sy ny fomba fiainana dia nihevi-tena ho tsara kokoa noho…
Sal. 105, 1-5 / Hira 16 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / Hira 409
Mitarika ho amin'ny fandinihan-tena ny Tompo. 1.Efa nandao, nihodina tamin'i Jehovah ny Israely Voalaza ao amin'ny toko 2 and 29-37…
Sal. 109, 1-6 / Hira 8, 1-2 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / Hira 701, 1-3
Mitarika ho amin'ny fandinihan-tena ny Tompo 1.Efa lasa ny lanitra voalohany sy ny tany voalohany Mitaona antsika mpamaky ny mpanoratra…
Sal. 46, 1-4 / Hira 307 / Vavaka / Mfonaina / Vavaka / Hira 303, 4
Ireo irak'i Jaona mpanao Batisa 1.Milaza ny asa nataon'i Jesoa «Ny mpianatr'i Jaona dia nanambara izany rehetra izany taminy.» (and.18)…
Sal. 107, 1-3 / Hira 18, 1-2 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / Hira 427
Mitaona ho amin'ny fandinihan-tena ny Tompo 1.Aza mandika ny didin'Andriamanitra Raha ny tantara izay voalaan'ny bokin'i Ezra dia nandika ny…
Sal. 66.8-12 / Hira 171,1,2 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / Hira 480.1,3
Mampandini-tena antsika ny Tompo satria: 1. Mielina izao fiainana izao. Mieritreritra momba ny fielin'ny fiainana ny mpanoratra ny Salamo faha-39.…
Sala. 145.1-4 / Hira 16 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / Hira 307
Sarobidy ny fihainoana satria: 1.Hankatoavana ny Tenin'Andriamanitra Sarobidy ny fihainoana mba hankatoavana ny tenin'Andriamanitra. Azo atao mantsy ny mihaino fa…
Sal. 42.1-3 / HF 1 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / Hira 317
Ny teny fahazavana 1-Mampifandray ny amin'Andiamanitra "Ary hoy Izy taminy: Moa entina va ny jiro mba hosaronan'ny vata famarana, ..."(And.…
Sal.140.1-4 / HF 1 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / Hira 354 1,2
Ny olona matoky an'Andriamanitra 1-Mankahala ny mpanao ratsy "Dia izay manonona Anao ho enti-mamitaka, Jehovah ô, Eny, ny fahavalonao izay…
Sal. 32.1-7 / Hira 28 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / Hira 437
Ny olona mandre ny filazantsara 1-Mibebaka "Ary hoy Petera taminy: Mibebaha, (...) mba hahazo famelana ny helokareo". (And. 38). Izany…