Mavesatra ny fahamarinana

Sal 96,1-3/Hira 24/ Vavaka/Mofonaina/Vavaka/Hira 506 :1,3

Mavesatra ny fahamarinana Izao Soratra Masina izao dia mampiharihary ny zavatra mety hitranga rehefa miseho ny fahamarinana momba an'i Jesoa…

Fihavanana sy fifankatiavana no tian’Andriamanitra

Sal 98,1-3 / Hira 167: 1,2,3 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / Hira 531

Fihavanana sy fifankatiavana no tian'Andriamanitra Izao mofonaina izao dia mampahatsiaro ny asa fampihavanana goavana nataon' Andriamanitra tao amin'i Jesoa Kristy:…

Ny asan’Andriamanitra

Sal 66,1-4 / Hira 21 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / Hira 295

Ny asan'Andriamanitra Izao Soratra Masina izao dia tohin'ny teny nataon'Andriamanitra an'i Joba, maneho miharihary ny asan' Andriamanitra: 1. Mamorona Mampahatsiahy…

Ny tena fitiavana

Sal 24.1-5 / Hira 170:1 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / Hira 170:2,3

Ny tena fitiavana Tononkiran'ny tononkira no iantsoan'ny mpandika Baiboly an'ity boky ity! Boky mitantara ny hatsara sy ny halalin'ny fitiavan'olon-droa!…

Mandrara, mampianatra, manitsy ny Soratra Masina

Sal 146.1-4 / Hira 171:1 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / Hira 171:2

Mandrara, mampianatra, manitsy ny Soratra Masina Mamarana ny epistiliny faharoa ho an'ny Kristiana tao Tesalonika i Paoly eto, ary mametraka…

Ny fitiavan’Andriamanitra

Sal 103.1-5 / Hira 2:1 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / Hira 2:3

Ny fitiavan'Andriamanitra Tantaran'ilay zanaka adala no hahalantsika ity anjara mofonaintsika ity! Amin'ny dikan-teny na boky sasany dia lazainy kosa hoe:…

Ny mpanompon’Andriamanitra mahatoky

Sal 98.4-9 / Hira 24:1 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / Hira 24: 2

Ny mpanompon'Andriamanitra mahatoky Mihasinkasina tsara eto amin'ity anjara mofonainantsika anio ity fa ny mpanompon' Andriamanitra tsy misy fitaka dia: 1.…