Ny fahefan’ny Tompo
Heroda dia manam-pahefana jiosy sy Pontio Pilato dia manam-pahefana romana izay nifehy ny Palestina tamin'izany. Ireo no niaraka tamin'ny vahoaka…
Ny fahefan'ny Tompo 1- Afaka manohitra ny baikon'ny manam-pahefana amin'ny tany amin'ny fotoana sasany (and 27-28) Heroda dia manam-pahefana jiosy…