Ny fahefana ho entina mitory ny Filazantsara 

Ny fahefana ho entina mitory ny Filazantsara  1- Dia avy amin'Andriamanitra (and. 3-5)  Nisy mpampianam-pinoana sandoka, manaratsy an'i Paoly rehefa…

Ny fahefan’i Jesoa Kristy 

Ny fahefan'i Jesoa Kristy 1- Dia tsy avy amin'ny olon-kafa (and 24)  Hitantsika avy amin'io andininy io fa tsy namaly…

Esory ny tahotra sy ny ahiahy 

Esory ny tahotra sy ny ahiahy 1- Fa manana fahefana amin'ny Jentilisa ny Tompo (and. 6) Nisy fiheverana nampidirina tao…

Meteza afahan’ny Tompo

LIOKA 6.1-5

LIOKA 6.1-5

Meteza afahan'ny Tompo 1-Amin'ny toetra ratsy mamatotra (and2) Nambaran'ireto Fariseo ireto fa tsy mety ny mikosokosoka salohim-bary amin'ny tànana ka…

Ny fahefan’i Jesoa Kristy

MARKA 9.14-29

MARKA 9.14-29

Ny fahefan'i Jesoa Kristy 1-Mandresy ny Fanahy maloto (and25-27) Fanahy ratsy moana sy marenina no tao amin'ity zazalahy ity .…

Manatanteraka ny Teniny ny Tompo

NOMERY 11.16-25

NOMERY 11.16-25

Manatanteraka ny Teniny ny Tompo 1-Ka mahay mampisy ny tsy misy (and21d-23) Dia any anefitra ho any amin'ny tany Kanana…

Ny Fahefan’Andriamanitra

Asehon'Andriamanitra eto ny fahatsinontsinon'ny olombelona izay mitovy amin'ny tavim-bilany mora vaky, nefa dia omeny fiainana. Asehony ihany koa fa izy…

Ny Fahefan'Andriamanitra 1- Dia mahakasika ny zava-boariny (and 9,11,12) Asehon'Andriamanitra eto ny fahatsinontsinon'ny olombelona izay mitovy amin'ny tavim-bilany mora vaky,…