Andriamanitra Mpanavotra…

Salamo 116. 1-11

Salamo 116. 1-11

Andriamanitra Mpanavotra... 1- Mpihaino vavaka << Izaho tia an'i Jehovah, satria efa nandre ny feon'ny fifonako Izy >>(and 1). Fijoroana…

Ny Zanaka Nateraky ny Fanahy sy ny Finoana

1Jaona 5.4-5

1Jaona 5.4-5 1- Meteza haterak'Andriamanitra indray Ampiasaina hatrany ny hoe zanak'Andriamanitra kanefa tokony havahana tsara ny hoe zanak' Andriamanitra anarana…

Finoana sy Fanetren-tena Tahaka ny Kapiteny

Matio 8.5-13

Matio 8.5-13

1- Meteza hihevitra ny hafa Indro Kapiteny iray no anton-dresaka eto ary tsy miaramila tsotra akory raha araka ny voatantara,…

Ny vavaka

Jakoba 5. 13-15

Ny vavaka Ny fangirifiriana sy ny fanaintainana ara-tsaina sy ara-batana dia tena manjo ny olombelona rehetra, eny, hatramin'ny Kristiana mihitsy…

Ny fanamarinana ny olona

Asan'ny Apostoly 13. 38-43

Asan'ny Apostoly 13. 38-43

Ny fanamarinana ny olona Efa niteny ny Soratra Masina hoe "tsy misy olona marina na dia iray akory aza" (Rom…

Ny asa fisoronana

Ezekiela 44.15-19

Ezekiela 44.15-19

Ny asa fisoronana 1- Voatokana ireo mpanao fanatitra ho an'ny Tompo. Nalalaka ny fanaovan'ny olona fanatitra tany am-boalohany, tsy voatery…

Ny amin’ny vatana

1 Korintiana 6. 12-20

1 Korintiana 6. 12-20

Ny amin'ny vatana 1- Ny vatana araka ny hevitry ny grika Misy fombam-pitenenana eo amin'ny Grika manao hoe "fasana ny…

Ny fanitsiam-pivavahana

2 Tantara 35. 1-6

2 Tantara 35. 1-6

Ny fanitsiam-pivavahana Ny fanarenana ny fivavahana marina tian'i Jehovah: Tamin'ny fotoana nanjakan'i Josia no nahitana ny bokin'ny lalana tao amin'ny…