Ny mpanompo tsara an’i Kristy Jesoa:

Ny mpanompo tsara an'i Kristy Jesoa: 1. Mikolokolo hatrany ny finoana "Tezaina amin'ny tenin'ny finoana, sy ny fampianarana tsara izay…

Ry mpihazakazaka ô! Mahereza!

Jeremia 20, 7-13

Jeremia 20, 7-13

"Fa ianao Jehovah Tompon'ny maro ô, izay mamantatra ny marina ka mizaha toetra ny voa sy ny fo … Fa…

Ny fivavahana atao amin’ny finoana

Matio 21, 18-22

Matio 21, 18-22

"Ary na inona na inona angatahinareo amin'ny fivavahana atao amin'ny finoana dia ho azonareo" (and 22) Ny fivavahana atao amin'ny…

Ny mpino miaritra fahoriana,

2 Korintiana 4, 12-15

2 Korintiana 4, 12-15

Ny mpino miaritra fahoriana, 1- Miaina amin'ny finoana "Satria manana izany fanahin'ny finoana izany izahay"(and 12a). Efa tsy zava-baovao eo…

Ny mpino vavolombelon’ny Tompo

Filipiana 2, 12-18

Filipiana 2, 12-18

Ny mpino vavolombelon'ny Tompo 1- Miasa amin'ny tahotra sy hovitra "Miasà amin'ny tahotra sy hovitra hahatanteraka ny famonjena anareo" (and…

Ny mpino miorina amin’ny finoana

Genesisy 35, 1-7

Genesisy 35, 1-7

Ny mpino miorina amin'ny finoana 1- Mifandray tsara amin'ny Tompo Niteny tamin'i Jakoba ny Tompo, nanome baiko azy mba handeha,…

Tano mafy tsara ny fahafahana efa nomen’ny Tompo

Galatiana 5.2-6

Galatiana 5.2-6

Tano mafy tsara ny fahafahana efa nomen'ny Tompo 1- Aza manaiky havarina ho andevo intsony: "…Dia tafasaraka amin'i Kristy ianareo…

Hoan’ny rehetra ny fampianaram-pinoana

Asan'ny Apostoly 14. 19-28

Asan'ny Apostoly 14. 19-28

Hoan'ny rehetra ny fampianaram-pinoana 1- Ho an'izay efa miorina tsara: "Nampahery ny fanahin'ny mpianatra ka nananatra azy haharitra amin'ny finoana…"…

Ilay Andriamanitra inoantsika

Romana 8, 31-38

Romana 8, 31-38

Ilay Andriamanitra inoantsika 1- Nanolotra ny Zanany lahy tokana: "...Izay tsy niaro ny Zanany lahy, fa natolony hamonjy antsika rehetra…