Ivelomy hatrany ny finoana
Sal 27.1-4 / Hira 163.1,3 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / Hira 515.1
Tandremo ny matoky ny herin'olombelona Nanahirana tokoa ny toe-draharaha politika teo amin'ny firenen'i Joda, tamin'ny andron'i Isaia. Natoky ny firenena…