Andriamanitra manavao ny zavatra rehetra
Sal 5.1-7 / Hira 236.1-2 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / Hira 487:1
Andriamanitra manavao ny zavatra rehetra 1-Manao lanitra vaovao sy tany vaovao Anatin'ny fahoriana tokoa ny tontolon'ny fivavahana tamin'ny fotoana naha…