Ho anao izay efa mijoro tsara
(Sal 133 / Hira 530 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / Hira 534)
Romana 14. 1-12
Ho anao izay efa mijoro tsara 1- Raiso tsara ireo malemy finoana "Ary raiso ny malemy finoana, nefa aza mandray…
(Sal 133 / Hira 530 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / Hira 534)
Romana 14. 1-12
Ho anao izay efa mijoro tsara 1- Raiso tsara ireo malemy finoana "Ary raiso ny malemy finoana, nefa aza mandray…
(Sal 134 / Safif 70 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / Hira 731)
2 Samoela 10, 9-14
Miatrika zava-tsarotra isika ka 1-Mahaiza mandamina tsara Rehefa hitan'i Joaba fa nanodidina azy ny fahavalo dia nandray andraikitra sy nanao…
(Sal 84.4-7 / Hira 36 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / Hira 310)
2Timoty 2, 1-13
"Fa raha miara-maty Aminy isika, dia hiara-belona Aminy koa" Maty ao Aminy mba hiara-belona Aminy isika ka 1- Mandray fampaherezana…
(Sal 121 / Hira 269 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / HF 3)
Salamo 46. 1-11
"Andriamanitra no aro sy hery ho antsika, Mpamonjy mora azo indrindra amin'ny fahoriana Izy" (and I): Ny Andriamanitra ivavahantsika 1-…
(Apo 15.3b-4 / Hira 488 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / HF 5)
Jaona 14. 1-7
Manokatra lalana ho antsika ny Tompo 1- Manamboatra fitoerana ho antsika "Handeha hamboatra fitoerana ho anareo Aho" (and2). Nampionona ny…
(Sal 66.8-12 / Hira 298 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / Hira 731)
Romana 5.1-5
Mifaly amin'ny fanantenana ny mpino 1- Na eo aza ny fahoriana "Aoka isika hifaly amin'ny fahoriana aza" (and.3). Efa nampiomana…
VOLANA AOGOSITRA 2025 MIFAMPAHERY NY MΡΙΝΟ
Deoteronomia 31. 1-8
Mampahery anao ny Tompo 1- Mitari-dalana anao "Jehovah Andriamanitra no hita eo alohanao" (and3). Efa nampanantena Izy fa "raha mita…
(Sal 96.1-6 / Hira 18 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / Hira 313)
Marka 3. 13-19
Ny nanendrena ny Apostoly 12 lahy Ny Filazantsara telo voalohany ao amin'ny Testamenta Vaovao dia samy mitantara ny nanendrena ny…
(Sal 134 / Safif 70 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / Hira 731)
2 Samoela 10, 9-14
Miatrika zava-tsarotra isika ka 1-Mahaiza mandamina tsara Rehefa hitan’i Joaba fa nanodidina azy ny fahavalo dia nandray andraikitra sy nanao…
(Sal 144.1-4 / Hira 3 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / Hira 476
Ezekiela 2.1-3.3
Antso ho amin'ny asa faminaniana. 1-Ny iraka anirahana an'i Ezekiela: Amin'izao antso iantsoana ny mpaminany Ezekiela izao dia miverimberina ato…