Miorena amin’ny asa tsara
ASAN'NY APOSTOLY 7.51-8.1
ASAN'NY APOSTOLY 7.51-8.1
Miorena amin'ny asa tsara 1-Maneke ho feno ny Fanahy Masina Izay ambaran'ny mpanoratra eto dia sady mafy hatoka no tsy…
ASAN'NY APOSTOLY 7.51-8.1
ASAN'NY APOSTOLY 7.51-8.1
Miorena amin'ny asa tsara 1-Maneke ho feno ny Fanahy Masina Izay ambaran'ny mpanoratra eto dia sady mafy hatoka no tsy…
KOLOSIANA 2.1-5
KOLOSIANA 2.1-5
Mivavaha ho an'ny mpiara-manompo 1-Mba hiorina tsara izy ireo Niantefa tamin'ireo mpino tao Kolosia ny hafatr'i Paoly teto . Hafatra…
MATIO 21.33-46
MATIO 21.33-46
Tandrovy tsara ny rariny sy ny hitsiny 1-Atsaharo ny fampahoriana ny iraky ny Tompo Endrika fanoharana no hanehoan'i Jesoa ny…
JAONA 10.22-30
JAONA 10.22-30
Jesoa Kristy Tompo 1-Mpanao asa tsara Fanontaniana mahakasika ny maha-Kristy marina an'i Jesoa no napetrak'ireo Jiosy taminy eto.Tsy namaly mivantana…
OHABOLANA 10.9-20
OHABOLANA 10.9-20
Ireo safidy tsara 1-Mandeha tsy misy tsiny "izay mandeha tsy misy tsiny no mandeha mahatoky" (and 9a). Efa toe-tsaina Malagasy…
MATIO 6.1-4
MATIO 6.1-4
Ny asa fiantrana 1-Atao ho Voninahitr'Andriamanitra "Tandremo mba tsy hanao ny asan'ny fahamarinanareo eo imason'ny olona hahitany izany " (and1).…
1 Korintiana 15 : 54-58
1 Korintiana 15 : 54-58
Inona izao no efa tsara tokony hotohizanao hatrany ary inona kosa no fahazarana ratsy efa tokony hialana ? Sampana Sekoly Alahady…
Deoteronomia 15. 7 - 11
Deoteronomia 15. 7 - 11
Ry mpanompo tsara sady mahatoky 1- Jereo ny zava-misy manodidina anao "Raha misy malahelo ny rahalahinao eo an-tanànanao anankiray amin'ny…
EFESIANA 2.8-10
EFESIANA 2.8-10
Manatanteraka asa tsara ny mino 1-Noho ny fahasoavana noraisiny Isan'ny antony iray miavaka manosika ny mpino hanao asa tsara ny…
1 KORINTIANA 1.26-31
1 KORINTIANA 1.26-31
Ny fiantsoan'Andriamanitra 1-Mitaky fanetrentena "Fa ny adala amin'izao tontolo izao no nofidin'Andriamanitra hampahamenatra ny hendry " (and27) Ny Fiangonana tao…