Kristiana miorina amin’ny asa tsara

2 KORINTIANA 9.6-15

2 KORINTIANA 9.6-15

Kristiana miorina amin'ny asa tsara Rehefa avy niresaka ny amin'ny fandaminana amin'ny fanangonam-bola i Paoly , dia niresaka manokana momba…

Izay manao asa marina

OHABOLANA 14.22-27

OHABOLANA 14.22-27

Izay manao asa marina Ny manao asa tsara dia azo adika koa hoe : "asa marina , tsy misy hosoka"…

Ny fahatahorana an’i Jehovah

SALAMO 34.11-22

SALAMO 34.11-22

Ny fahatahorana an'i Jehovah Ampahafantarin'ny mpanao Salamo isika mpamaky fa ny fahatahorana an'i Jehovah no fiandoham-pahendrena . Io koa no…

Izay miorina amin’ny asa tsara

LIOKA 18.18-30

LIOKA 18.18-30

Izay miorina amin'ny asa tsara Ity mpanapaka mpanan-karena ity dia naniry fatratra tokoa ny handova ny fiainana mandrakizay fa i…

Ilay Tsara

Matio 19. 16 - 26

Matio 19. 16 - 26

Ilay Tsara Ny Filazantsara araka ny Matio no manambara ny momba ity tovolahy mpanan-karena ity, izay nanontany an'i Jesoa ny…

Miorena amin’ny asa tsara

ASAN'NY APOSTOLY 7.51-8.1

ASAN'NY APOSTOLY 7.51-8.1

Miorena amin'ny asa tsara 1-Maneke ho feno ny Fanahy Masina Izay ambaran'ny mpanoratra eto dia samy mafy hatoka no tsy…

Andriamanitra mampiorina ny mino

EKSODOSY 31.1-11

EKSODOSY 31.1-11

Andriamanitra mampiorina ny mino 1-Manaiky ny fifidianany Andriamanitra tenany mihitsy no mifidy eto , dia i Bezalila sy Oholiaba izay…

Nisongadina ireo maritiora tamin’ny :

SALAMO 31.1-8

SALAMO 31.1-8

Nisongadina ireo maritiora tamin'ny : 1-Fiankinana tanteraka amin'ny Tompo "Jehovah ô , ianao no ialofako " (and1). "Harambatoko sy batery…