Manankery amin’izay mino ny Tenin’ny Tompo

MARKA 2.1-12

MARKA 2.1-12

Manankery amin'izay mino ny Tenin'ny Tompo Misy sokajin'olona roa mazava tsara eto amin'ity Perikopa ity . 1-Ireo avy any ivelany…

Saropiaro amin’ny Teniny ny Tompo

DEOTERONOMIA 18.20-22

DEOTERONOMIA 18.20-22

Saropiaro amin'ny Teniny ny Tompo 1-Ka mampitandrina ny mpaminany (and 20) Maniraka mpaminany Andriamanitra hanambara amin'ny olona ny sitrapony araka…

Ny Tenin’Andriamanitra

JAONA 12.44-50

JAONA 12.44-50

Ny Tenin'Andriamanitra 1-Tandremo tsara Raha mitandrina ny teny izay ambaran'i Jesoa isika dia ambarany fa misy ilay mitsara antsika .…

Ny fahefan’ny Tenin’Andriamanitra

LIOKA 5.1-11

LIOKA 5.1-11

Ny fahefan'ny Tenin'Andriamanitra 1-Ahazoam-bokatra Efa hatry ny alina , hoy i Petera no tsy nahita vokatra tamin'ny fisasarana izy ireo,…

Fahefan’ny Tenin’Andriamanitra

EKSODOSY 20.18-26

EKSODOSY 20.18-26

Fahefan'ny Tenin'Andriamanitra 1-Mitondra ho amin'ny fahatahorana Azy (and19-20) Niteraka tahotra teo amin'ny Zanak'Israely ny fanehoany an'Andriamanitra niteny , ary tahotry…

Ny fahefan’ny Tenin’Andriamanitra

1 PETERA 1.13-25

1 PETERA 1.13-25

Ny fahefan'ny Tenin'Andriamanitra 1-Mitondra ho amin'ny fahamasinana (and16) Ny hoe : masina dia izay voatokana sy natokana ho an'Andriamanitra .Anisan'izany…

Mandrindra fiainana ny Tenin’Andriamanitra

SALAMO 119.9-16

SALAMO 119.9-16

Mandrindra fiainana ny Tenin'Andriamanitra and "Inona no hiarovan'ny zatovo ny làlan-kalehany tsy ho voaloto? Ny fitandremana araka ny teninao "…

Ny fahefan’ny Tenin’Andriamanitra

JAONA 11.38-46

JAONA 11.38-46

Ny fahefan'ny Tenin'Andriamanitra 1-Manamarina ny asa ataony Nisy adihevitra teo amin'i Jesoa sy i Marta ny amin'ny zava-mitranga dia ny…