Tsy manilika na iza na iza i Jesoa (and5,6)

JAONA 4.1-26

JAONA 4.1-26

1-Tsy manilika na iza na iza i Jesoa (and5,6) Tamin'ny andron'i Jesoa dia tsy mifankahazo ary sakay sy maso mihitsy…

Ireo tsy ankasitrahan’Andriamanitra

DEOTERONOMIA 23.10-19

DEOTERONOMIA 23.10-19

1-Ny havoretrana (and 10-15) Ny fahadiovana voaresaka eto dia misy izay momba ny fivavahana sy izay mifandraika aminy , fa…

Ho an’ny mpanompon’Andriamanitra (and1-3)

1 KORINTIANA 4.1-5

1 KORINTIANA 4.1-5

1- Ho an'ny mpanompon'Andriamanitra (and1-3) Voalazan'i Paoly Apostoly ato ny amin'izay tokony ho toetran'ny Mpitandrina ( tsy mpiandry ondry loatra…

Ny mpitondra mandeha amin’ny fahamarinana dia

2 MPANJAKA 20.1-7

2 MPANJAKA 20.1-7

Ny mpitondra mandeha amin'ny fahamarinana dia 1-Mihaino an'Andriamanitra hatrany (and 2) Voantantara eto fa narary mafy saiky maty i Hezekia…

Velona sy mahery ny Tenin’Andriamanitra

HEBREO 4.12-13

HEBREO 4.12-13

Velona sy mahery ny Tenin'Andriamanitra 1-Velona Toa an'Andriamanitra ihany ny teniny.Manankery amin'ny sehatra sy izay rehetra hitenenany .Efa hatrany am-piandohan'izao…