ARM / Diakona sy Loholona
FIFAMPIOFANAN’NY DIAKONA SY LOHOLONA
Antananarivo Renivohitra sy ny manodidina
Toerana : Antsahamanitra
Daty : Sabotsy 13 Jolay 2019.
Ora : 9.30-12 ora atoandro
Mpanofana : -Ny Filohan’ny FJKM
-Ny Sekretera Jeneraly
-Ny Filohan’ny ARM
Hisy ny teny fijoroana ho vavolombelona hotontosain’ny Diakona . Ho voarakitra ao anaty Boky kely ny fampiofanana sy ny teny ho Fijororoana vavolombelona ary amidy amin’ny vidiny mirary amin’io fotoana io .