Tatitra / Fanokafana ny Taompiasana 2018.
Tontosa soamatsara ny Alahady 21 Janoary 2018 , nanomboka tamin’ny 10 ora sy sasany maraina teo amin’ny Kianjaben’Imahamasina ny…
Tontosa soamatsara ny Alahady 21 Janoary 2018 , nanomboka tamin’ny 10 ora sy sasany maraina teo amin’ny Kianjaben’Imahamasina ny…
AZO TANTANINA NY STRESS ! Ny Stress dia adikan’ ny Malagasy hoe « Raritsaina ». Rehefa misy fanerena (contraintes) mahazo ny vatana,…
… INONA NO NAHASITRANANA ILAY ARETIM-PO ? Na eo amin’ny thrombose coronaire, na eo amin’ny angine de poitrine, ny mahatonga…
Manapaka amin’ny fahefany ny Tompo.” Vaovao ny taona ka tsy aritra ny tsy hifampirary soa. Hotovin’ny Tsitoha ho anao…
Ny hamisavisana ny ratsy hono, hiavian’ny soa, hoy ny tenin’ny Ntaolo. Koa ity taona vaovao ity anie, ho taona lavitry…
Atoa RABEARISOA Hermann 20 taona niasana teo anivon’ny Fitantanana Fananana ( FIFA) FOIBE FJKM Nandritra ny 20 taona ( 1998 – 2018 )…
Fanahiana , ahoana ny amin’izany ? Manomboka ny taona vaovao. Fotoana fibanjinana ny hoavy izany ho an’ny ankamaroan’ny olona. Dia…
FANASANA sy ANTSO Ho fiombonana amin’ireo mpiray tanindrazana amintsika tratry ny voina noho ny rivodoza AVA sy ny tondra-drano dia …
Manapaka amin’ny fahefany ny Tompo 01 Gen 28.10-17 02 Mar 4.35-41 03 Apo 11.15-19 04 Sal 24.1-10 05 Efes 1.15-23…
FANDAMINANA SAMIHAFA Toy ny fanao isan-taona raha sitrapon’Andriamanitra dia ho tanterahina eo amin’ny Kianjaben’ny Mahamasina ny fanompoam-pivavahana ho fitondrana am-bavaka…