Ny Toetra takiana amintsika Kristiana
Sal 107.1-3 / Hira 207:1 / Mofonaina / Vavaka / Hira 171: 3
Anankiray amin'ny antsoina hoe: Epistilin'ny fifatorana ity Kolosiana ity, satria tany am-ponja tany Roma i Paoly no nanoratra azy. 1…
Sal 107.1-3 / Hira 207:1 / Mofonaina / Vavaka / Hira 171: 3
Anankiray amin'ny antsoina hoe: Epistilin'ny fifatorana ity Kolosiana ity, satria tany am-ponja tany Roma i Paoly no nanoratra azy. 1…
Sal 93. 1-5 / Hira 205:1 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / Hira 205: 3
Ny mofonainantsika anio dia mitarika antsika hahatakatra fa Andriamanitra dia: 1. Miantso izay olona ilainy (and 10) <<Ary avy…
Sal 40. 1-5 / Hira242:1-2 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / Hira 430:1-2
Ny fahefan'Andriamanitra 1- Nampiaiky an'i Joba Teo anatrehan'ny resaka izay nifanaovan'Andriamanitra tamin'i Joba tamin'ny fahoriana nanjo azy no nahatakaran'i Joba…
Sal 5.1-7 / Hira 236.1-2 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / Hira 487:1
Andriamanitra manavao ny zavatra rehetra 1-Manao lanitra vaovao sy tany vaovao Anatin'ny fahoriana tokoa ny tontolon'ny fivavahana tamin'ny fotoana naha…
Sal 9. 1-6 / Hira 7: 1-2 / Vavaka / Mofonaina / Hira 639:1
I Jesoa tompon'ny fahefana 1- Manao zava-mahagaga Tsy ara-boajanahary amin'ny olona izany mandeha ambony rano izany anefa tsy milentika. Teto…
Sal 144:1-4 / Hira2:1-3 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / Hira 630:1-2
Andriamanitra mifidy ny mpanompony 1- Manome andraikitra mazava azy Nofidin' Andriamanitra i Josoa mba handimby an'i Mosesy. Mazava tsara ny…
Sal 103:1-5 / Hira 170:1-2 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / Hira 28:1
Ny fanasitranan'i Jesoa 1- Ho an'izay manantona Azy Tsy nisalasala tokoa ity lehilahy boka ity, nanatona an'i Jesoa ary niankohoka…
Sal 1 / Hira 164:1-2 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / Hira 26:1-2
Ny tena mpanompon' Andriamanitra 1- Mahay mifampitsinjo sy mifanampy Ny Fiangonana tao Filipy dia nijoro amin'ny maha mpianatry ny Tompo…
Sal 101.1-5 / Hira 33:1-2 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / Hira 622.1
Sal 101.1-5/Hira33:1-2/Vavaka/Mofonaina/Vavaka/Hira 622. Isaia 65:17-25 Mitsinjo ny vahoakany Andriamanitra 1- Mamindra fo Izy Ny faharian'Andriamanitra lanitra vaovao sy tany vaovao…
Sal 7. 1-3 / Hira 36: 1,3 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / Hira 488:1-2
Ny sandan'ny fanasitranan'i Jesoa 1- Ny finoana sy ny famindrampony Tsy afaka mifanerasera amin'ny olona rehetra ny boka teo amin'ny…