Ny fitiavan’Andriamanitra
Sal 103.1-5 / Hira 2:1 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / Hira 2:3
Ny fitiavan'Andriamanitra Tantaran'ilay zanaka adala no hahalantsika ity anjara mofonaintsika ity! Amin'ny dikan-teny na boky sasany dia lazainy kosa hoe:…
Sal 103.1-5 / Hira 2:1 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / Hira 2:3
Ny fitiavan'Andriamanitra Tantaran'ilay zanaka adala no hahalantsika ity anjara mofonaintsika ity! Amin'ny dikan-teny na boky sasany dia lazainy kosa hoe:…
Sal 104.1-5 / Hira 3:1 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / Hira 3:2,3
Hatrany am-bohoka dia efa voasoritr'Andriamanitra ny asan'ny olombelona tsirairay Ity tantaran'i Jefta ity dia mampianatra antsika fa 1. Tsy voatery…
Sal 98.4-9 / Hira 24:1 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / Hira 24: 2
Ny mpanompon'Andriamanitra mahatoky Mihasinkasina tsara eto amin'ity anjara mofonainantsika anio ity fa ny mpanompon' Andriamanitra tsy misy fitaka dia: 1.…
Sal 111 / Hira 24:1 / Vavaka / Mofonaina /Vavaka / Hira 24: 2
Miavaka amin'ny voahary ny olona eo anatrehan'Andriamanitra Misongadina eto fa tena Tia ny olony Andriamanitra satria: 1. Mihevitra izay hahatsara…
Sal 106:1-5 / Hira 164:1 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / Hira 164:2
Lehibe ny fitiavan'Andriaanitra Azontsika takarina avy amin'izao anjara mofonainantsika izao fa tena mamonjy i Jesoa, ary hamonjeny antsika ny: 1.…
Sal 136.1-4 / Hira 317: 1 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / Hira 317:2
Mampianatra antsika ny Soratra Masina Mampianatra antsika zavatra telo loha ity tantaran'ny nampahiratan'i Jesoa lehilahy teraka jamba ity: 1. Aza…
Sal 138.1-5 / Hira 210:1 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / Hira 210: 5
Ireo zava-dehibe iainana ahafahana mijoro ho vavolombelona Epistily pastoraly no iantsoana ireo voasoratra ho an'i Timoty sy Titosy, satria natao…
Sal 66.1-4 / Hira 543:1 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / Hira 44: 4
Izay tokony ataon'ny mpino Anankiray amin'ireo horonam-boky dimy famakin'ny Jiosy amin'ny fetim-piangonana Lehibe ny bokin'ny Mpitoriteny (Tononkira, Rota, Fitomaniana, Estera).…
Sal 100 / Hira 44: 1 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / Hira 44: 4
Mitari-dalana ny Soratra Masina Ny mofonainantsika anio dia manampy antsika hahatakatra fa ny fitoriana ny filazantsara dia: 1. Tsy ilana…
Sal 24.7-10 / HF6:1/ Vavaka / Mofonaina / Vavaka / HF 6:2
Miteny sy manafatra mandrakariva ny Soratra Masina Hafatra telo mazava no omen'ny Tompo antsika anio 1. Aza manamafy fo (and…