FFKM / Hafatra manokana

Manoloana ny ady amin’ny valan’aretina Covide 19 na coronavirus izay atrehin’ny Malagasy sy izao tontolo izao dia nanao fanambarana ny filohampiangonana efatra mirahalahy miombona ao amin’ny
FFKM
 Miantso ny Kristiana mba hibebaka noho ny fihodinantsika amin’Andiamanitra
 Mitaona ny olon-drehetra hampitsahatra izay fihetsika na fisainana na fiteny miteraka fitsitokotokoana sy fifampiandaniana
 Nanao antso ihany koa izy hoan’ny fanjakana Malagasy
 Mandritra ny herinandro Masina dia misy ny fandaminana hoamin’ny Fanompoam-pivavahana izay iarahana amin’ireo fiangonana 4 eo anivon’ny FFKM. Izany dia andeha amin’ny TVM sy RNM isan’andro amin’ny 5 ora hariva ka toy izao izany: ny Alatsinainy dia ny
FJKM no hanao ny Herinandro Masina, ny Talata dia ny FLM, ny Alarobia di any EEM na ny Anglikana ary ny Alakamisy Masina dia iombonan’izy efatra mirahalahy ka miainga ao amin’ny FLM 67Ha izany ny Zoma Masina kosa dia ho tarin’ny EKAR.
Marihina fa hisy ny Paska iombonana izay hatao any amin’ny EKAR Andohalo ho tarihin’ny Filoham-piangonana efatra Mirahalahy .
Marihina fa ireo Fanompoam-pivavahana ireo dia ho arahina ao amin’ny TVM sy RNM isanandro mandritra ny herinandro Masina ka samy amin’ny 5 ora hariva.

Toriteny

Toriteny 29 Martsa 2020
Video

toriteny
Video

Toriteny/Filohan'ny FJKM
Video

26 janoary 2020 - FJKM Isotry Fitiavana
Video

Perikopa 2020

Aogositra: Mahatoky hatramin'ny fahafatesana ny mino

| | 16. Ala X man.Trinite-Aumônerie Nationale
Neh 3.33-38 / Jao 10.11-18 / Apo 6.9-11

| | 23. Ala XI man.Trinite
1 Mpanj 19.1-10 / Lio 9.18-22 / 2 Tim 4.9-18

FJKM Fahazavana

FJKM ISOTRY FITIAVANA