Eks 4:12
"Koa ankehitriny dia mandehana, fa Izaho no homba ny vavanao, ka hanoro anao izay holazainao"
- Izaho tsy hiteny izay tsy nampilazain'ny Tompo (Rom 15:18) :
- Izaho tsy hanahy ny amin'izay hotenenina sy fomba hitenenana ( Mat 10:19)
- Fantariko alohan'ny fiomanana rehetra ary izay sitrapon'ny Tompo. ( Rom 12:2)
