HAFATRA NOHO NY FAHA 57 TAONAN’NY FJKM

(18 Aogositra 1968 - 18 Aogositra 2075) « Endrey ny halalin'ny haren' Andriamanitra sy ny fahendreny ary ny fahalalany! ny fitsarany tsy hita lany, ary ny lalany tsy azo fantarina! Fa iza no nahalala ny sain' i Jehovah? ary iza…

HAFATRA KRISMASY 2024

Dr IRAKO ANDRIAMAHAZOSOA Ammi, Mpitandrina

Filohan'ny FJKM

HAFATRA PASKA 2024

VELONA I JESOA: VELONA NY FANANTENANTSIKA!FA TSY TOMPON’NY TENY FARANY AKORY NY RATSY ! Ry havana malala,Miarahaba antsika amin’ny fiarahaban’I JESOA KRISTY nitsangana tamin’ny maty izahay:“Finaritra! Fiadanana ho anareo!”. Ary amin’ny fo feno fifaliana no anolorana ho antsika izany hafatra…