Fjkm Ambohipotsy / Fanokafana 150 t
FJKM RASALAMA MARITIORA AMBOHIPOTSYMiaina ny taon-jobily faha-150 taona Miditra ao anatin’ny fankalazana ny faha-150 taona ny fiangonana ankehitriny ireo kristiana…
FJKM RASALAMA MARITIORA AMBOHIPOTSYMiaina ny taon-jobily faha-150 taona Miditra ao anatin’ny fankalazana ny faha-150 taona ny fiangonana ankehitriny ireo kristiana…
Miandry ny Tompo ny vavolombelona mino Ny Perikopa voalahatra amin’ny Alahady roa farany, volana Novambra 2017 mialohan’ny hidiran’ny Fiangonana amin’ny…
Alahady telo nisesy niatrika fotoan-dehibe hatrany Fotoan-dehibe manokana tao anaty Alahady telo nisesy no natrehin’ireo kristiana ao amin’ny Fitandremana Andavamamba…
Gazety TARATRY NY FAMONJENA Manamarika ny faha 40 taona nijoroany 1977 – 2017, feno 40 taona ankehitriny ny Gazetim-piangonana TARATRY…
JOBILY VOLAMENA FJKM Hanamarika ny TAOM-BOLAMENA ny Fiangonan’i Jesoa Kristy eto Madagasikara (FJKM ) ny vahoaka kristiana eo anivon’ny SP…
Mankalaza ny faha- 150 taona 1867-2017 feno 150 taona ny fiangonana Androndra Fahasoavana. Tahaka ny fomba fanaon’ny rehetra dia mizara…
FAMPIRANTIANA FIFA FITANTANANA NY FANANANA Ao anatin’ny herinandro manokana hitondrantsika am-bavaka ho an’ny Fitantanana ny Fananana (FIFA) . dia…
FANDAHARANA IOMBONANA ALAHADY 12 NOVAMBRA 2016 Lohahevitra : “Miandry ny Tompo ny vavolombelona mino” Fiarahabana Apostolika Sal : 119:164-168 Hira…
« Indro mametraka fehizoro ao Ziona Aho dia vato voafidy sady tsara …« 1 Pet2.6b Ny Filoha sy ny Biraon’ny Mpiandraikitra Foibe…
« Koa aza menatra ny vavolombelon’ny Tompontsika » 2 Tim 1.8a Fanokafana ny faha-150 Taonan’ny FJKM Rasalama Maritiora Ambohipotsy :-Alahady 19 Novambra…