EZAKA TOLO-TANANA
Isaorana ny TOMPO fa tontosa soa aman-tsara ny EZAKA TOLO-TANANA izay nataontsika ho fanohanana ireo traboina vokatry ny rivo-doza Gezani…
Isaorana ny TOMPO fa tontosa soa aman-tsara ny EZAKA TOLO-TANANA izay nataontsika ho fanohanana ireo traboina vokatry ny rivo-doza Gezani…
Antananarivo, 13 Febroary 2026 Ho an’ny Fiangonana manerana ny sahan’ny FJKM (Synodamparitany/Fitandremana) SJ 20/13.02.26/RKJ-AIN Antony: Hetsika manokana fangatahana fanampiana ho…
Ho fankalazana, ho fiderana sy fisaorana an’Andriamanitra dia am-pifaliana no anasana antsika mpianakavin’ny finoana ho Tonga amin’ny fanompoam-pivavahana ho fankalazana…
Avy amin’ny Filoha. Fanambadiana mitovy fananahana : Manao antsom-pitiavana ny filohan’ny FJKM. Manoloana ny resabe nandeha tato ho ato, momba…
FANDAHARAM-POTOANA VAVAKA SY FIFADIAN-KANINAZoma 22 Desambra 2023 ,9 Ora 30 mn – 3 Ora“MIORENA TSARA, AZA MIOVA” I Kor. 15,…
VOATSANGANA NY TRANO FIANGONANA, MITOHY NY EZAKA …. Iray amin’ireo 11 efa mitsangana ny VOMM eny Anosibe Zaivola, ao anatin’ny…
Aoreno ao amin’ny Tompo ny Fianakaviana Ampitomboina ho aminareo anie ny fahasoavana sy ny fiadanana avy amin’Ilay Taloha sy Ankehitriny…
HAONA Fi tao TOAMASINA Ny SP 31 Toamasina Vavahadin’ny Filazantsara indray no nandray ny Tsenabe HAONA Fi andianyfaha-3 izay natao…
Jobily faha- 55 taonan’ ny FJKM