Ny ankohonana manompo amin’ny fahamarinana

JOSOA 24.14-18

JOSOA 24.14-18

Ny ankohonana manompo amin'ny fahamarinana 1-Manary ny sampy "Ario ny andriamanitra izay notompoin'ny razanareo tany an-dafin'ny ony sy tany Egypta..."…

Ny fanambadiana

1Korintiana 7,1-16

1Korintiana 7,1-16 Ny fanambadiana 1-Fiombonana aina « Aoka ny lahy hanao izay mety amin’ny vavy,ary mba toy izany koa ny…

Ny firosoana amin’ny fanambadiana

TONONKIRAN’NY SOLOMONA  8.8-9

Ny firosoana amin’ny fanambadiana 1-Misy fangatahana « … raha mby amin’izay andro angatahan’ olona azy ho vady »(and8).Dinidinika nifanaovan’ny anadahin’i Solemita tamin’ny fangatahan’ny…

Jesoa Kristy mamaly ny olona maka fanahy Azy

MARKA 10.2-12

MARKA 10.2-12

Jesoa Kristy mamaly ny olona maka fanahy Azy 1-Mamerina azy amin’ny Soratra masina « Koa izay nakamban’Andriamanitra dia aoka tsy hampisarahan’olona »(and9)…

Ny fomba fiarovana ny ankohonana

Ohabolana 29,12-16

Ohabolana 29,12-16

Ny fomba fiarovana ny ankohonana 1- Ny marina ihany no henoina «Raha mihaino lainga ny mpanapaka, dia ho ratsy fanahy…

Ny olona mahatoky ny Tompo

1 KORINTIANA 7.25-28

1 KORINTIANA 7.25-28

Ny olona mahatoky ny Tompo 1- Manolo-tena hanompo ny Tompo …tsara amin'ny olona noho ny fahoriana miseho ankehitriny, dia ny…

Jesoa Kristy mandrara ny fisaoram-bady

Jesoa Kristy mandrara ny fisaoram-bady 1- Manome fomba fijery vaovao «Fa Izaho kosa milaza aminareo hoe …» (and.32). Araka ny…

Ny vehivavy mendrika

Ohabolana 31,10-22

Ohabolana 31,10-22

Ny vehivavy mendrika "Ny zanany mitsangana ka midera azy hoe : sambatra; ny lahy koa mitsangana ka midera azy…» (and.28).…

Andriamanitra Tompon’ny tantara

JEREMIA 29.4-7

JEREMIA 29.4-7

Andriamanitra Tompon'ny tantara 1-Mitaona ny olona hiaina ny andavanandrony "manaova trano ianareo ka mitoera aminy ;ary manaova tanimboly ka hano…