Ireo ady sarotra natrehan’i Jesoa

Sal46,1-3 / Hira: 100 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / Hira: 98

Matio 27, 45-56

Ireo ady sarotra natrehan'i Jesoa 1- Aizina "…Dia maizina ny tany rehetra…" Rehefa novonoina Jesoa Ilay fahazavan'izao tontolo izao dia…

Jesoa Tompo

(Sal 83,1-3 / Hira: 88 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / Hira: 107)

Matio 26. 47-56

Jesoa Tompo 1- Mahafantatra tsara ny toetran'ny olona "Ry sakaiza, ataovy izay nalehanao eto" (and 50): Na dia samy hafa…

Tsy maintsy ho tanteraka izay reheira nambaran’ny Teny;

(Sal 119.73-80/Hira 2.1.3/Vavaka/Mofonaina/Vavaka/Hira334)

Lioka 24.44-49

Tsy maintsy ho tanteraka izay reheira nambaran'ny Teny; Tamin'ny fotoana niarahan'i Jesoa Kristy niaina tamin'ny mpianany tety ambonin'ny tany dia…

Andriamanitra Velona: Mendrika voninahitra sy fankalazana

(Sal 54 / Hira 242.1,4,5 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / Hira357.1,3)

Asan'ny Apostoly 14. 11-18

Efa mahafantampantatra ny momba izany fivavahana izany ihany ny olona tao anatin'ny faritra nandehanan'i Paoly sy Barnabasy hitory ny filazantsara.…

Hisy ny onin’ny ranon’aina ho an’ny olona.

(Sal 135.1-7 / Hira 166.1,2,3 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / Hira 460.2,4)

Apokalypsy 22. 1-5

Hisy ny onin'ny ranon'aina ho an'ny olona. Tsy afaka misaraka amin'ny rano ny fiainan'ny olombelona amin'ny maha olona azy. Fantatr'Andriamanitra…

Velona Andriamanitra

(Sal 18.1-6 / Hira 172 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / Hira128.1,2,3)

2 Samoela 22.47-51

Velona Andriamanitra Mino tanteraka i Davida fa velona ny Andriamanitra ivavahany. Velona Izy ka nitady izay fomba rehetra hahavelona ny…

Ny « mana » teo amin’ny fiainan’ny olona

(Sal 42.1-5 / Hira23.1,2 / Vavaka/ Mofonaina / Vavaka/Hira444.1,4)

Jaona 6. 47-58

Ny "mana" teo amin'ny fiainan'ny olona Nomen'Andriamanitra avy any an-danitra ny mana rehefa nangataka hanina ho azy ny olona (Eks…

Ianareo no taratasiko

(Sal 117/Hira15:1,2,3,4/Vavaka/Mofonaina/Vavaka/Hira445:1,2)

2 Korintiana 3.1-6

Ianareo no taratasiko Misy ny taratasy sy ny epistily fa misy koa ny atao hoe taratasy epistily filazan-tsoa. Raha nahavita…