Mitari-dàlana ny Fanahy Masina
(Sal 103.1-6 / Hira 549 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / Hira 334)
Genesisy 41.37-40
Mitari-dàlana ny Fanahy Masina 1- Mampahafantatra ny sitrapon'Andriamanitra Samy tsy nisy nahay nanazava ny hevitry ny nofin'ny mpanjaka avokoa na…