« Izy no Andriamanitra velona sy Mpanjaka mandrakizay »

Sal 47,5-9 / Hira Fifoh 348 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / Hira:2:1,2

Jeremia 10. 6-16

"Izy no Andriamanitra velona sy Mpanjaka mandrakizay" Andriamanitra velona, tsy manaiky ny sampy 1- Jehovah, Izy no Andriamanitra velona Tsy…

Ireo dingana lehibe ahazoana valim-bavaka

(Sal 121 / Hira:432,1 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / Hira: 438:1,3)

Lioka 8.49-56

Ireo dingana lehibe ahazoana valim-bavaka 1- Fiankinana feno amin'i Jesoa Velona Voalaza tany amin'ny and.41 fa "tonga ny lehilahy atao…

Ny trano fivavahana

(Sal 122 / Hira171:1,3 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / HF11)

Marka 11. 15-17

Ny trano fivavahana 1- An'ny Tompo ny fahefana ao. Voalaza eto fa niditra teo an-kianjan'ny Tempoly i Jesoa. Nitondra fanavaozana…

Hafatr’i Jesoa Velona ho anao

.( Sal 23 / Hira 365:1,3 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / Hira:639:1,3)

Apokalypsy 2. 8-11

Hafatr'i Jesoa Velona ho anao 1- Fantany ny zava-tsarotra atrehanao. "Fantatro ny fahorianao sy ny fahantranao (nefa manankarena ianao)": Ireo…

Jesoa Kristy Tompo

Sal 86,1-8 / Hira: 164 / Vavaka / Mofonaina / Hira: 111,1-2

Hebreo 5. 7-10

Jesoa Kristy Tompo 1- Izy Ilay Mpisorona mandrakizay "Ianao no Mpisorona mandrakizay (and.6). Ireo mpisoronabe mahazatra rehetra dia olombelona tahaka…

Velona Jesoa

(Sal 42,1-5 / Hira:142 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / Hira:141)

Matio 28. 1-17

Velona Jesoa 1- Resiny ny fahafatesana "Tsy ato Izy fa efa nitsangana araka izay nolazainy Avia, ka jereo, fa tao…

Mitaraina amin’ny Tompo ny mpino

Sal31,1-3 / Hira: 441:1,2,3,4 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / Hira:488

Salamo 22. 1-8

Mitaraina amin'ny Tompo ny mpino 1- Noho ny fahatapahan'ny fifandraisana Aminy "Andriamanitro 6, Andriamanitro ô, nahoana no dia mahafoy Ahy…

Miovaova izao rehetra izao

(Sal 23 / Hira 473,1-2 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / Hira:141)

Fitomaniana 3.16-21

Miovaova izao rehetra izao 1- Misy ny faharesena izay mandala. Ny fahitantsika matetika dia ny maha Mpiandry tsara ny Tompo,…

Ny Andriamanitra ivavahantsika

(Sal 66,8-12 / Hira: 146 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / Hira:142)

Daniela 6. 26-29

Ny Andriamanitra ivavahantsika 1- Andriamanitra velona Natsipy tao an-davaky ny liona i Daniela noho ny fanohizany nandohalika sy nivavaka intelo…

Ny mpino miatrika fotoan-tsarotra

(Sal 61,1-5 / Hira:115 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / Hira:111)

2Korintiana 1, 3-7

"Fa araka ny haben'ny fijalian'i Kristy mihatra aminay no haben'ny fampiononana anay kosa amin'ny alalan'i Kristy" (and 5): Ny mpino…