Fiaraha-monina voahodidina fitahiana
SALAMO 133.1-3
SALAMO 133.1-3
Fiaraha-monina voahodidina fitahiana Raha vao miresaka fiaraha-monina isika dia tsy tokony hanadino fa olona maro miara-miaina na miara-monina no ao…
SALAMO 133.1-3
SALAMO 133.1-3
Fiaraha-monina voahodidina fitahiana Raha vao miresaka fiaraha-monina isika dia tsy tokony hanadino fa olona maro miara-miaina na miara-monina no ao…
ASAN'NY APOSTOLY 4.32-37
ASAN'NY APOSTOLY 4.32-37
Kristiana miaina amin'ny fahasoavana Rehefa nitory an'i Jesoa ny kristiana tamin'ny taonjato voalohany dia ambaran'i Lioka fa "...fahasoavana no tao…
DEOTERONOMIA 5.16.19
DEOTERONOMIA 5.16.19
Ireo didy mampiadana Ny bokin'ny Deoteronomia no boky ahitana fanazavana bebe kokoa momba ny didy nomen' Andriamanitra an'i Mosesy .Araka…
MIHAVANA AMIN’NY TOMPO
1 TESALONIANA 3.9-13
Ny asan’ Andriamanira eo amin’ny Fiangonana Ny Fiangonana tao Tesalonika no anisan’ny Fiangonana nahazo sitraka manokana tamin’i Paoly Apostoly raha…
OHABOLANA 3.27-30
OHABOLANA 3.27-30
Ny asa soa kristiana Anisan'ny manampy be dia be hananana fahendrena avy amin'Andriamanitra ny famakiana ny bokin'ny Ohabolana .Boky manome…
MIVAVAHA AO AMIN'NY TOMPO
1 JAONA 4.7-11
Ny tena fitiavana Jaona Apostoly dia ambaran'ny mpandinika maro fa Apostolin'ny fitiavana .Tena vontoatin'ny hafatr'i Jaona ny amin'ny fitiavan'Andriamanitra .…
MIVAVAHA AO AMIN’NY TOMPO
ROMANA 12.9-21
Ny tena fihavanana marina ao amin’ny Tompo Toromarika sy toro-làlana omen’i Paoly izao mofonaina raisintsika anio izao mba hahatsara ny…
ANKATOAVY NY FITARIHAN’NY FANAHY MASINA
JAONA 3.1-8
Ny olona mandray ny Fanahy Masina Nandre ny fampianarana nataon’i Jesoa i Nikodemosy. Te-hamantatra ny làlam-pamonjena izy. Indro ,…
ASA 2.1-13
ASA 2.1-13
Ny Fanahy Masina Toe-javatra nitranga tamin'ny andron'ny Pentekosta , izay nanatanterahan'i Jesoa Kristy ny teny fampanantenany , ka nanomezany ny…
GALATIANA 5.16-26
GALATIANA 5.16-26
Ny olona mandeha araka ny Fanahy Mitaona ny fiangonana tao Galatia mba hiaina amin'ny fitondrantena kristiana i Paoly Apostoly .…