Ny iraka rehetra dia miaraka amin’ny fahefana
Sal 95, 1-5 / HF 9 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / Hira 630
Ny iraka rehetra dia miaraka amin'ny fahefana Hoy i Jesoa Kristy tamin'ny mpianany: Andeha isika ho eny ampitan'ny farihy Araka…
Sal 95, 1-5 / HF 9 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / Hira 630
Ny iraka rehetra dia miaraka amin'ny fahefana Hoy i Jesoa Kristy tamin'ny mpianany: Andeha isika ho eny ampitan'ny farihy Araka…
Sal 96. 1-5 / Hira 5 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / Hira 630
Ny fanomanana ny Paska 1-Ny nataon'i Jodasy Samy sahirana amin'ny zavatra izay heveriny hatao na i Jesoa na i Jodasy.…
Sal 108. 1-4 / Hira 39.1,2 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / Hira 530
Ny fiainana Kristiana 1-Fitiavana ny olona rehetra Ny Filazantsara araka an'i Lioka no mampahatsiahy antsika mpamaky eto fa ny tena…
Sal 106. 1-5 / Hira 167 / Vavaka/ Mofonaina / Vavaka / HF 47
Ilay Mpanjakan'i Ziona 1-Feno fanetren-tena Ny "... mitaingina boriky, dia zana-boriky tanora" (and 9a). Mesia mpanjaka dia ho avy ho…
Sal 100 / Hira 3.1,2 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka /Antema 5
Mitarika ho amin'ny fandinihan-tena ny Tompo 1-Mahaiza misaotra an'Andriamanitra Tsy mora ny asa izay hosahanin'i Timoty, izay anirahin'i Paoly azy…
Sal 117 / Hira 8 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / Hira 476.1.2
Aza mitsara 1-Aza mijery ny sombin-kazo eo amin'ny mason'ny rahalahinao. Aseho amin'ny alalan'ny sombin-kazo ny fahitana ny fahadisoan'ny hafa. Mora…
Sal 105.1-6 / Hira 17. 1,2 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / Hira 338
Tsy hireharehana ny fiantsoan'Andriamanitra 1-Hevero ny fiantsoana anareo Andriamanitra dia miantso mandrakariva, ary miantefa amin izay nofidiany izany. Tahaka izany…
Sal 117 / Hira 14 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / Hira 470.1,2
Ny mpanompo miroso amin'ny fandinihan-tena. 1-Manaiky ny fiaiken-keloka Fantatr'i Davida tsara fa mpamindra fo sy be fiantrana Andriamanitra (and 1),…
Sal.103.20-22 / Hira 20 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / Hira 471
Mitarika ho amin'ny fandinihan-tena ny Tompo 1-Manana fiainam-pankatoavana sy fahatokiana Izay ambara amin'izao mofonaina izao dia ny fanorenana ny Tempolin'i…
Sal. 25, 7-6 / Hira 14 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / Hira 334
Mitarika ho amin'ny fandinihan-tena ny Tompo 1.Tsy mahasoa ny fifandirana Raha vao vita ny fanambaran'i Jesoa mialoha momba ny hijaliany…