Mandeha ho azy ve ny fitondrana ny Tenin’Andriamanitra ? Iza no tokony hatahoran’ny mpaminany : Andriamanitra sa ny olona ?
JEREMIA 26.8-15
1-Miteraka fanamelohana ho an'ny tena ny fahasahiana milaza ny hafatr'Andriamanitra Antsoina sy tondroina ho mpaminany ireo iraka samihafa voatendry hiteny…