Mananatra mafy

NEHEMIA 9.29-31

NEHEMIA 9.29-31

1-Mananatra mafy Any amin'ny Filazantsara dia anisan'ny anarana ilazana ny Fanahy Masina mihitsy ny hoe : "mpaminany hafa" (Jao 14.16)…

Andriamanitra miasa ny Fanahy masina ka

EFESIANA 4.1-10

EFESIANA 4.1-10

Andriamanitra miasa ny Fanahy masina ka: 1-Mampiray ny fiangonana Tsy sitrak'Andriamanitra mihitsy ny isian'ny fizarazarana eo amin'ny fiangonana. Fa izay…

Mizaha toetra Izy

SALAMO 11.1-7

SALAMO 11.1-7

2-Mizaha toetra Izy Tsy misy miafina amin'Andriamanitra tokoa ireny fampahoriana sy fampizakana ny tsy eran'ny aina ataon'ny zanak'olombelona amin'ny tsy…

Nakarina ho any an-danitra i Jesoa Kristy

MARKA 16.19-20

MARKA 16.19-20

Nakarina ho any an-danitra i Jesoa Kristy 1-Satria vita ny famonjena Asehon'ity andinin-tsoratra masina eto ity fa tena asan'Andriamanitra madiodio…

Ny Fanahin’Andriamanitra ao amin’ny olona

ROMANA 8.14-17

ROMANA 8.14-17

Ny Fanahin'Andriamanitra ao amin'ny olona 1-Fanahy maha-zanaka Araka izay ambaran'ny Soratra masina eto dia"mitarika" ny zanak'Andriamanitra ny Fanahin'Andriamanitra .Tahaka ny…

Jesoa no Mesia

MARKA 12.35-37

MARKA 12.35-37

Jesoa no Mesia 1-Jesoa dia lehibe noho i Davida Ny fanantenan'ny ankamaroan'ny Jiosy tamn'ny andron'i Jesoa dia ny amin'ny hiavian'ny…

Mampandresy ny mpanompony Andriamanitra

16 Ary nisy tamin'ny taranak'i Benjamina sy Joda nankany amin'i Davida tany amin'ny fiarovana.17 Ary Davida nivoaka hitsena azy ka niteny taminy hoe: Raha fihavanana no ihavianareo aty amiko hanampy ahy, dia hikambana isika; fa raha avy hamadika ahy kosa ianareo ho azon'ny fahavaloko, nefa tsy mba nanao an-keriny ny tanako, dia Andriamanitry ny razantsika no hijery sy hamaly izany.18 Ary Amasay, lehiben'ny mpanafika malaza, dia nampitenenin'ny Fanahy hoe: Anao izahay, ry Davida ô, fa miandany aminao, ry zanak'i Jese; fiadanana, eny, fiadanana anie ho anao, ary fiadanana anie ho an'ny manampy anao; fa Andriamanitrao no manampy anao. Dia noraisin'i Davida ireo ka notendreny ho mpifehy ny miaramila.

16 Ary nisy tamin'ny taranak'i Benjamina sy Joda nankany amin'i Davida tany amin'ny fiarovana.17 Ary Davida nivoaka hitsena azy ka…

Asongadin’ny mpanoratra eto ny fomba nentin’Andriamanitra nampandresy an’i Davida tamin’ny ady izay natrehiny Nandray anjara tamin’ny fanohanana an’i Davida ka…