Ny fitoriana ny asan’Andriamanitra

Salamo 19 : 1-6

Salamo 19 : 1-6

Ny fitoriana ny asan'Andriamanitra Raha miresaka ny filazana na fitoriana ny asan'Andriamanitra ny mpanao Salamo dia ireto no zava-dehibe ambarany…

Ny antoky ny fandresen’ny mpino Kristiana ny fahavalony

Apokalypsy 12:10-12

Apokalypsy 12:10-12

Ny antoky ny fandresen’ny mpino Kristiana ny fahavalony 1-Ny Ran’ny Zanak’ondry Ady mandrakariva amin’ilay fahavalo no hatrehan’ny mpino, dia ny…

Ny herin’ny finoana ao anatin’ny olona

Matio 9. 20-22

Matio 9. 20-22

Ny herin'ny finoana ao anatin'ny olona 1-Mahatonga azy hahalala ny herin'i JesoaTeo an-dàlana hanasitrana ny zanakavavin'i Jairo i Jesoa no…

Ny fifalian’ny mpanompon’Andriamanitra

ROMANA 1.8-17

ROMANA 1.8-17

Ny fifalian'ny mpanompon'Andriamanitra 1-Ny lazan'ny finoan'ny hafa Misaotra an'Andriamanitra Rain'i Jesoa Kristy i Paoly raha manoratra ho an'ny mpino Romana…

Tomoera tsara amin’ny finoana

Titosy 1,10-16

Titosy 1,10-16

10 Fa maro no maditra, mpitaria foana sy mpamitaka, indrindra fa avy amin'ny voafora 11 tsy maintsy hotampenam-bava ireo izay…

Mijoroa amin’ny finoana

ROMANA 4.13-25

ROMANA 4.13-25

Mijoroa amin'ny finoana 1-Mba hohamarinina amin'ny finoana fa tsy amin'ny lalàna Ambaran'i Paoly amin'izao Soratra Masina izao fa nandray ary…

Ny mpanompon’Andriamanitra mijoro amin’ny finoana

1 TESALONIANA 3.1-5

1 TESALONIANA 3.1-5

Ny mpanompon'Andriamanitra mijoro amin'ny finoana 1-Iharan'ny fahoriana sy ny fanenjehana Tsy afaka namangy ny mpino Tesaloniana i Paoly ka nanapa-kevitra…

Mijoroa amin’ny finoana

APOKALYPSY 3.7-13

APOKALYPSY 3.7-13

Mijoroa amin'ny finoana Filadelfia dia fiangonana nahatoky, satria sady nitana ny tenin'i Kristy no tsy mba nandà Azy . Fiangonana…

Izay mijoro amin’ny finoana dia :

MARKA 6.25-34

MARKA 6.25-34

Izay mijoro amin'ny finoana dia : 1-Hosamborina Naiditr'i Heroda am-ponja i Jaona mba hanginany. Tsy mahazaka ny fahamarinana ny amin'ny…

Mijoroa amin’ny finoana

APOKALYPSY 2.18-19

APOKALYPSY 2.18-19

Mijoroa amin'ny finoana Ny mofonaina ho antsika anio dia tafiditra ao amin'ny fizarana voalohany , sehatra fahefatra ilazana ny fiangonana…