Aza manadino an’i Jehovah fa Izy no Mpamonjy

Mpitsara 3:7-10

Mpitsara 3:7-10

I- TSY MENA-MIVADIKA EO IMASON'ANDRIAMANITRA Hoy no Soratra Masina eto: " Nanao izay ratsy teo imason'i Jehovah ny Zanak'Isiraely". Fa…

Mijoroa amin’ny finoana marina

DEOTERONOMIA 13.7-10

DEOTERONOMIA 13.7-10

1-Mijoroa amin'ny finoana marina (and 7,9) "Raha mitaona alahinao , zanaky ny reninao na ny zanakao lahy na ny zanakao…

Telo tokony ialan’ny Kristiana

Hebreo 13,4-7

Hebreo 13,4-7

Fanontaniana Manoloana ny fampianarana voaray anio, inona no atao? Sampana Sekoly Alahady FOIBE FJKM.

Mitahiry ny teny ao am-pony

OHABOLANA 3.1-12

OHABOLANA 3.1-12

1-Mitahiry ny teny ao am-pony (and 3b) "Afehezo eo ambozonao izany , ary soraty eo amin'ny fonao tahaka ny amin'ny…

Inona no tokony hatao mba tsy hahadiso hevitra ?

MARKA 12.18-27

MARKA 12.18-27

Abaribarin'i Jesoa eto fa ny antony mahadiso hevitra ny olona ka mahatonga azy te-haka fanahy an'Andriamanitra sy hanao fampianaran-diso dia…

Hifidy tsara izay ho vadiana

Malakia 2,10-16

Malakia 2,10-16

1- Hifidy tsara izay ho vadiana (and.11) Mavesatra ny fiampangana ny Joda eto hoe «misy fahavetavetana atao ao amin'ny Isiraely…

Ankohonana mirindra

Efesiana 6,1-4

Efesiana 6,1-4

Ankohonana mirindra 1- Ny zanaka manaja ny ray aman-dreny «Anaka, maneke ny ray sy ny reninareo ao amin'ny Tompo, fa…

Ny ankohonana manompo amin’ny fahamarinana

JOSOA 24.14-18

JOSOA 24.14-18

Ny ankohonana manompo amin'ny fahamarinana 1-Manary ny sampy "Ario ny andriamanitra izay notompoin'ny razanareo tany an-dafin'ny ony sy tany Egypta..."…

Ny fanambadiana

1Korintiana 7,1-16

1Korintiana 7,1-16 Ny fanambadiana 1-Fiombonana aina « Aoka ny lahy hanao izay mety amin’ny vavy,ary mba toy izany koa ny…