Tsapanao eo amin ny fiainanao ve fa efa antomotra tokoa ny andro? Inona no fiomanana tokony hatao?
Apokalypsy 22. 6-15
Apokalypsy 22. 6-15
Apokalypsy 22. 6-15 1- Andriamanitra irery no mendrika hoderaina (and 8-9) Anjely no nampiasain'Andriamanitra mba haneho amin'i Jaona ny fahitana.…