Ny olon’Andriamanitra dia tokony hanao ny marina sy ho tia rariny
Jeremia 5.1-6
Jeremia 5.1-6
Ny olon'Andriamanitra dia tokony hanao ny marina sy ho tia rariny Nitady ny olona izay nanao izany tao Jerosalema Jehovah…
Jeremia 5.1-6
Jeremia 5.1-6
Ny olon'Andriamanitra dia tokony hanao ny marina sy ho tia rariny Nitady ny olona izay nanao izany tao Jerosalema Jehovah…
Jakoba 3.13-18
Jakoba 3.13-18
1- Ny Kristiana dia tokony ho manana fahalemem-panahin'ny fahendrena (and 13) Ny fiainan'ny Fiangonana dia tsy ilaozan'izay Kristiana maneho ny…
1- Ny tokony ho toe-panahin'ny mpitondra fivavahana: Mananatra amin'ny fanajana sy feno fitiavana (and 1-2): Rehefa tsy mendrika ny toetran'ny…
Galatiana 5.16-18
Galatiana 5.16-18
Iankinan'ny fahatsaram-pitondran-tenan'ny Kristiana ny fananany ny Fanahy Masina Rehefa tena nihaona tamin'ny Jesoa ny olona dia miala amin'ny fahotany, dia…
Lioka 3.10-14
Lioka 3.10-14
1- Ny Kristiana rehetra na kely na lehibe, na lahy na vavy Dia tokony tsy ho tia tena fa hahay…
Efesiana 4:25-32
Ny Kristiana 1- Tsy ho tia lainga (and. 25) Hitatsika fa nisy nifampilaza lainga ireto Kristiana ireto, ka niaina tamin…
Filipiana 1.27-30
Filipiana 1.27-30
Ny tokony ho toetran'izay Kristiana 1- Mendrika ny Filazantsara (and 27a) Ny filazantsara dia mitory fiadanana, fahasambarana, fahamendrehana ary indrindra…
Ny tokony ho toetran'ny Diakona sy Loholona ary izay mitovy laharana aminy. 1. Miandry ondrin'Andriamanitra am-pitiavana fa tsy an-tery (and.…
Isaia 42.1-4
Isaia 42.1-4
Ny tokony ho toetran'ny mpanompon'Andriamanitra 1- Manetry tena (and 1-3) Faminaniana ny amin'i Kirosy faharoa izay mpanjaka nanafaka ny vahoaka…
Timoty dia hafaran'i Paoly eto mba ho fitaratra amin'ny hatsarana amin'ny lafim-piainana rehetra, satria ny olana matetika amin'ny tanora dia…
Ny tokony ho toe-panahin'ny tanora kristiana 1- Fitaratra amin'ny hatsarana amin'ny toe-panahy (and 12) Timoty dia hafaran'i Paoly eto mba…