Mampita hafatra amin’ ireo manana olana ny Tompo.
Genesisy 21, 12-21
Genesisy 21, 12-21
Mampita hafatra amin' ireo manana olana ny Tompo. 1- Henoy sy ekeo ny tenin'ny vady avy amin'ny Tompo. "Fa izay…
Genesisy 21, 12-21
Genesisy 21, 12-21
Mampita hafatra amin' ireo manana olana ny Tompo. 1- Henoy sy ekeo ny tenin'ny vady avy amin'ny Tompo. "Fa izay…
Hebreo 12, 7-11
Hebreo 12, 7-11
Mitondra fahazavan-tsaina ny famaizana. 1- Amin'ny maha zanaka: "Fa raha tsy faizana tahaka ny itondrana azy rehetra hianareo, dia zazasary,…
Lioka 17, 22-25
Lioka 17, 22-25
Ho avy eny amin'ny rahon'ny lanitra ny Tompo 1- Mitandrema amin'ny mpaminany sandoka. "Nefa aza mandeha ianareo, па manaraka azy"…
Lioka 11, 33-36
Lioka 11, 33-36
Mijoroa ho fanasina sy fahazavana 1-Mba ho hitan'izay miditra ny mazava, "Apetrany eo amin'ny fanaovan-jiro izy…" (and 33). Tsy atao…
Isaia 60, 18-22
Isaia 60, 18-22
"Fa Jehovah no fanazavana anao mandrakizay" (and19) Manavao anao tanteraka Ilay Rain'ny fahazavana. 1- Tsy ho re intsony ny fampahoriana…
Ohabolana 13:8-9
Ohabolana 13:8-9
"Ny Fahazavan'ny marina dia tsara firehitra dia ny Jiron 'ny ratsy fanahy ho faty"(and 9). Aoka hirehitra ny jironareo 1-…
Eksodosy 10, 21-23
Eksodosy 10, 21-23
lay Andriamanitra Fitiavana. 1-Miady ho an'ny mpanompony. "Dia nisy aizim-pito eran'ny Egypta rehetra" (and 22). Manoloana ireo Egyptiana izay nampahory…
Efesiana 5, 8-14
Efesiana 5, 8-14
Isika ankehitriny: 1- Efa mazava ao amin'ny Tompo "Fa maizina ianareo fahiny, fa efa mazava ao amin'ny Tompo kosa ankehitriny"…
1Jaona 1.5-7
1Jaona 1.5-7 Miaina ao amin'ny mazava 1-Andriamanitra dia mazava Ny hoe mazava dia anambarana ny toetra izay mampiavaka azy amin'ny…
Titosy 2. 1-6
Titosy 2. 1-6
1-Nv lehilahy anti-panahy na zokiolona Ho ohatra amin'ny fahononan-tena, ny fifehezan-tena ny zokiolona, fanaja ny zokiolona ary izy ireny no…