Ny olona manana ny Fanahin’Andriamanitra ao anatiny
Genesisy 41. 33-40
Genesisy 41. 33-40
Ny olona manana ny Fanahin'Andriamanitra ao anatiny 1- Mahita vahaolana Nanazava i Josefa fa izay kasain'Andriamanitra no nambarany tamin'i Farao…
Genesisy 41. 33-40
Genesisy 41. 33-40
Ny olona manana ny Fanahin'Andriamanitra ao anatiny 1- Mahita vahaolana Nanazava i Josefa fa izay kasain'Andriamanitra no nambarany tamin'i Farao…
Lioka 4. 14-19
Lioka 4. 14-19
Ny olona tarihin'ny Fanahy Masina Rehefa nandresy ny fakam-panahy nataon'ny devoly i Jesoa Kristy dia miatrika ny asa nanirahan'Andriamanitra. Hitantsika…
Salamo 51.1-12
Salamo 51.1-12
Ny olona iasan'ny Fanahy Masina Niaiky ny fahotany i Davida mpanjaka rehefa novelarin' i Natana mpaminany ny zava-dratsy nataony. Fiantorahana…
Galatiana 6. 1-10
Galatiana 6. 1-10
Izay tokony hataon'ny Kristiana. Manana andraikitra sy adidy ny Kristiana, amin'ny maha mpanara-dia an'i Kristy azy, araka izay hita eto:…
Mpitsara 14.5-11
Mpitsara 14.5-11
Mampahery ny Fanahy Masina Nifidy an'i Samsona Andriamanitra mba ho fiasana eo am- pelatanany hanehoany ny heriny amin'ny Filistina: 1-…
Romana 15. 14-21
Romana 15. 14-21
Ny toe-panahin'ny Apostoly. Mendrika halain-tahaka ny toe-panahy ananan'i Paoly araka izay hita amin'ity fehin-teny nataony ho an'ny Fiangonana ity: 1-…
Jaona 16.5-11
Jaona 16.5-11
Mahatsara antsika ny fialan'i Jesoa (and.7) Mampiomana ny mpianany Jesoa fa tsy maintsy ho avy ny fotoana hisarahany amin'izy ireo.…
Hebreo 9. 23-28
Hebreo 9. 23-28
Ny asam-panavotana nataon'i Kristy. Ambaran'ny mpanoratra ny maha samihafa ny asam-pisoronana nataon'i Kristy sy ny an'ireo mpisorona tamin'ny fanekena taloha:…
Salamo 68. 15-18
Salamo 68. 15-18
1- Izy no nifidy izay tiany hofidina. Basana dia anaran'ny faritany atsinanan'ny Tiberiasy. Tany amin'izany faritany izany no nanjakan'ny fahavalon'ny…
Marka 16. 19-20
Marka 16. 19-20
Andro niakarana. Amin'izao fahatsiarovana ny andro niakaran'ny Tompo tany an- danitra izao dia tsara ny ahalalantsika ireto zava-dehibe ireto: 1-…