Fahendrena sy fanetren-tena ho amin’ny fiainana sambatra rehefa mihaino ny torohevitra avy amin’ny olona manam-pahendrena
Ohabolana 8. 32-36
Ohabolana 8. 32-36
1- Minoa anatra (and 33a) Taomin'ny olon-kendry isika eto hahatakatra fa antoka hahitan'ny olona fahombiazana sy fahasambarana ny fananana fanetren-tena…