Hafatra ho an’ny Fiangonana

Levitikosy 19, 1-4

Levitikosy 19, 1-4

Hafatra ho an'ny Fiangonana 1- Aoka ho masina ianareo Ankoatra ny fahafantaran'ny maro ny Fiangonana amin'ny maha trano na toerana…

Ny fikolokoloana ny fiombonana

ITesaloniana 3, 11-13

Ny fikolokoloana ny fiombonana 1- Ny fampandrosoana ny fifankatiavana "Ary ny Tompo anie hampitombo sy hampandroso anareo amin'ny fifankatiavana sy…

Ry mpanompon’i Kristy:

Ry mpanompon'i Kristy: 1- Sikino ny sainareo. "Koa amin'izany, sikino ny sainareo" (and 13a): Misy akony lehibe eo amin'ny fiainan'ny…

Hafatra ho an’ny mpanompon’Andriamanitra

Hafatra ho an'ny mpanompon'Andriamanitra 1-Hamasino ny tenanareo. Mitantara momba an'i Hezekia mpanjaka ny voasoratra eto. Nasongadiny fa zava-dehibe sy saro-pady…

Ny mpino ao amin’i Kristy

Hebreo 12, 14-17

Hebreo 12, 14-17

Ny mpino ao amin'i Kristy 1-Tia fihavanana "Miezaha mitady fihavanana amin'ny olona rehetra" (and14): Ny fahatsaran'ny fifandraisana amin'ny mpiara-manompo, amin'ny…

Andriamanitra mitaona ny olona hitandrina ny didiny

Ezekiela 20. 18-22

Ezekiela 20. 18-22

Andriamanitra mitaona ny olona hitandrina ny didiny 1- Mitondra fahavelomana «... izay mahavelona ny olona manaraka izany, fa nandoto ny…

Ny olona efa nandray an’i Kristy

Kolosiana 2. 4-7

Kolosiana 2. 4-7

Ny olona efa nandray an'i Kristy 1- Miaro ny tenany amin'ny fitaka «Ary izany no lazaiko, fandrao hisy hampahadiso hevitra…

Ny olona mandre ny antson’i Jesoa Kristy

Matio 4. 18-22

Matio 4. 18-22

Ny olona mandre ny antson'i Jesoa Kristy 1-Manaiky avy hatrany « Dia nandao ny harato niaraka tamin'izay izy ka nanaraka…

Ny olom-boafidin’Andriamanitra

Deoteronomia 31. 1-8

Deoteronomia 31. 1-8

Ny olom-boafidin'Andriamanitra 1- Manaiky ny fandaminany «Mahereza sy matanjaha; fa ianao sy ity firenena ity dia hiara-miditra ao amin'ny tany……