Ny Tenin’Andriamanitra: Velona, Mahery, ary Maranitra
Sal 24. 1-5 / Hira 24: 1/ Vavaka/ Mofonaina/ Vavaka
Hebreo 4. 12-13
Fanontaniana telo no azontsika omena valiny miainga amin'izao anjara mofonainantsika izao: 1. Ahoana no hilazana fa velona ny Tenin'Andriamanitra? Raha…