Raisin’Andriamanitra ho zanany ny olona :
Deoteronomia 8.1-14
Raisin’Andriamanitra ho zanany ny olona : Manana iraka hamolavola olom-banona ny ray , ka tsy maintsy ataony avokoa izay fomba rehetra hahatanteraka…
Deoteronomia 8.1-14
Raisin’Andriamanitra ho zanany ny olona : Manana iraka hamolavola olom-banona ny ray , ka tsy maintsy ataony avokoa izay fomba rehetra hahatanteraka…
DANIELA 1.11-21
DANIELA 1.11-21
Azo atao hoe miavonavon-kanina ve i Daniela raha nanao ity fangatahana miavaka ity ? Ahoana no nataonao raha ianao no teo…
2Korintiana 8.7-15
Ity salamo ity dia milaza ny "sisa" nefa mbola ampahoriana hatrany satria ny ratsy fanahy no mitazona ny fahefana ary…
EKSODOSY 15.22-26
EKSODOSY 15.22-26
Manao ahoana ny fahavononanao hiatrika ny fizahan-toetra atao amin'ny mpino ? Sampana Sekoly Alahady FOIBE FJKM
JAKOBA 1.1-18
JAKOBA 1.1-18
Ny tanjon'ny fizahan-toetra Rehefa nanoratra ho an'ny Fiangonana i Jakoba ho fampaherezana azy ireo dia nanoratra ny tanjon'ny fizahan-toetra ataon'Andriamanitra…
LIOKA 22.24-32
LIOKA 22.24-32
Ny Fanjakan'i Kristy Nitondra fanovana lehibe tokoa i Jesoa raha tonga teto amin'izao tontolo izao teo amin'ny fomba fisainana sy…
MPITSARA 3.1-5
MPITSARA 3.1-5
Andriamanitra mizaha toetra ny Tompo Anisan'ny mahaliana ny mpandinika haifiaraha-monina maro ny fIfandraisan'Andriamanitra tamin'ny vahoaka Israely . Fifandraisana miavaka tokoa…
HEBREO 11.17-19
HEBREO 11.17-19
Nozahan-toetra nefa mbola mankato ihany Raha miresaka fizahan-toetra ny mpanoratra ny bokin'ny Hebreo dia Abrahama no resahiny . Ny fizahan-toetra…
JOBA 1.13-22
JOBA 1.13-22
Fizahan-toetra tsy hanomezan-tsiny ny Tompo Raha vao miresaka fizahan-toetra isika dia anisan'izay ampianarin'ny Fiangonana ny an'i Joba . Noho ny…
JAONA 6.1-13
JAONA 6.1-13
Jesoa : Andriamanitra mahagaga Ny tanjon'ny mpanoratra ny Filazantsara dia ny haneho fa Andriamanitra mahagaga i Jesoa . Novahan'i Jesoa…