Ny fifaliana omen’Andriamanitra

Lioka 1. 18 - 25

Lioka 1. 18 - 25

Ny fifaliana omen'Andriamanitra 1- Ambaran'ny iraka manokana Nisalasala tamin'ny fanambaran'ny anjely i Zakaria. Nasehony fa toa sarotra ny hahatanterahan'izany satria…

Ny fifaliana azo avy amin’ny Tenin’Andriamanitra

NEHEMIA 8.9-18

NEHEMIA 8.9-18

Ny fifaliana azo avy amin'ny Tenin'Andriamanitra Niaraka nihaino ny Tenin'Andriamanitra ny olona rehefa afaka nihaino .Nanohina ny fony ny Tenin'Andriamanitra…

Mba hahafahana miaina amin’ny fifaliana

2 KORINTIANA 13.11-14

2 KORINTIANA 13.11-14

Mba hahafahana miaina amin'ny fifaliana 1-Iaino ny fifankatiavana kristiana Toe-panahy mampiavaka ny kristiana ny fifankatiavana , na iza izy na…

Ny fifaliana avy ao am-po

1 SAMOELA 2.1-5

1 SAMOELA 2.1-5

Ny fifaliana avy ao am-po Vavaka fisaorana an'Andriamanitra nataon'iHana noho ny nahazoany valim-bavaka no hitantsika eto . 1-Fanehoana ny asan'Andriamanitra…

Ny fifalian’ny mpanompon’Andriamanitra

SALAMO 30.6-12

SALAMO 30.6-12

Ny fifalian'ny mpanompon'Andriamanitra Noho ny famonjena izay noraisiny dia midera an'Andriamanitra i Davida . Fiderana maneho ny fifaliany . 1-Mahatsapa…

Ny loharanon’ny Fifaliana

Jaona 15. 9 - 16

Jaona 15. 9 - 16

Ny loharanon'ny Fifaliana 1- Ny fankatoavana ny didin'i Jesoa Miankina amin'ny fankatoavan'ny mpianatra ny didin'i jesoa no mahatanteraka ny fifaliana…

Ny fifaliana marina

Mpitoriteny 11. 9 - 11

Mpitoriteny 11. 9 - 11

Ny fifaliana marina 1- Fifaliana ao amin'Andriamanitra Antsoina hifaly ny zatovo. Mifaly kanefa mahatsiaro fa misy Andriamanitra mijery sy mahita…

Ny fisehoan’ny fahatsaran’Andriamanitra

LIOKA 1.46-55

LIOKA 1.46-55

Ny fisehoan'ny fahatsaran'Andriamanitra 1-Dia amin'ny alalan'ny fanandratany olona tsotra tao amin'ny tantaram-pamonjena (and48-49) I Maria tovovavy tsotra , tsy mba…