Nahoana no tsy mahay mifaly amin’ny zavatra rehetra ny olona sasany?
Mampianatra ny Kristiana i Paoly eto mba hanana fitiavana mandrakariva satria: 1- Efa vita fihavanana amin' Andriamanitra "Tamin'ny alalany no…
Mampianatra ny Kristiana i Paoly eto mba hanana fitiavana mandrakariva satria: 1- Efa vita fihavanana amin' Andriamanitra "Tamin'ny alalany no…
1 KORINTIANA 16.13-18
Tafiditra ao anatin'ny famaranan-teny ataon'i Paoly ao amin'ity Epistiliny ho an'ny Korintiana ity mofonaina ity ka hanamafisiny amin'ny : 1-Mba…
MATIO 17.14-20
1-Atanjaho ny finoana Rehefa nitaraina i Jesoa ny lehilahy iray fa mararin'ny androbe ny zanany ka tsy sitran'ny mpianatr'i Jesoa…
EKSODOSY 35.20-29
1-Hahafoy araka izay ananantsika ho an'Andriamanitra (and 20-24) "Ary samy nanatona izy , dia izay rehetra nampahazotoin'ny fony ary izay…
1 TIMOTY 1.12-17
Anankiray amin'ny soratr'i Paoly Apostoly izay antsoina hoe : "Epistily Pastoraly" ity nosoratany ho an'i Timoty ity , mitari-dàlana ,…
Niady i Abia mpanjakan'i Joda sy Jeroboama mpanjakan'Isiraely. Hitantsika ao anatin ity tantara ity fa
Mampanjaka ny fahefany ny Tompo Niady i Abia mpanjakan'i Joda sy Jeroboama mpanjakan'Isiraely. Hitantsika ao anatin ity tantara ity fa…
"Ary nijanona feo ivohony tanilan'ny tongony izy ka nitomany. dia nahakotsa ny tongony tamin'ny ranomasony sy namaoka azy tamin'ny volon-dohany..."…
Herin'ny ranomaso "Ary nijanona feo ivohony tanilan'ny tongony izy ka nitomany. dia nahakotsa ny tongony tamin'ny ranomasony sy namaoka azy…
Mitandrema fa misy fahefana sandoka "Fa hisy Kristy sandoka sy mpaminany sandoka hitsangana ku haneho famantarana lehibe sy fahagagana, ary…
Mampanjaka ny fahefany ny Tompo Izy no mendrika hoderaina satria nampandresy ny olony. 1- Mankalazà Azy (and.32) Tsy dia…
Mampanjaka ny fahefany ny Tompo Paoly, mahatsiaro amin'ny fivavahany ho an'ireto Kristiana tao Efesosy ireto mba hanomezan'i Jesoa Kristy ny…