ANDRIAMANITRA MIASA NY FANAHY MASINA
Mpitsara.3:7-11
I- Aza manao izay ratsy eo imason'i Jehovah ( and.7-8) - Nanadino an'i Jehovah ny Zanak'Isiraely. - Nanompo ireo Bala…
Mpitsara.3:7-11
I- Aza manao izay ratsy eo imason'i Jehovah ( and.7-8) - Nanadino an'i Jehovah ny Zanak'Isiraely. - Nanompo ireo Bala…
DANIELA 2.8-13
DANIELA 2.8-13
Maro no hodiovina sy hofotsiana ary hozahan-toetra Zavatra roa no azo resahana momba ity fanadiovana sy famotsiana ary fizahantoetra ity…
EFESIANA 2.1-7
EFESIANA 2.1-7
Efa maty ny olona noho ny fahadisoana sy ny fahotana Milaza ny fahadisoam-panantenana noho ny faharatsiana vitan'ny olona ity teny…
JAONA 21.15-19
JAONA 21.15-19
Ny asa pastoraly ho an'i Petera Na dia tsy mitovy mihitsy aza ny fomba fitantaran'ny Filazantsara tsirairay ny zava-nisy araka…
EZEKIELA 34.20-31
EZEKIELA 34.20-31
Toe-javatra iray hain'ny olona loatra ny tontolon'ny fiandrasana ondry , satria hatrany am-piandohana dia isan'ny fihariam-pivelomana naha-izy azy ny olona…
LIOKA 20.27-40
LIOKA 20.27-40
Ny fitsanganan'ny maty Misy ny tsy finoana ny fitsanganan'ny maty Antokom-pivavahana iray nisy tamin'ny andron'i Jesoa Kristy ny Sadoseo ,…
1 KORINTIANA 15.42-49
Afafy tena araka ny fomban'aina izy , atsangana ho tena araka ny fombam-panahy Ny Grika izay mandà ny fitsanganan'ny tena…
ROMANA 6.1-14
Araka ny fampianaran'ny fiangonana dia tarihana ny olona rehetra na iza na iza mba hatao batisa. Fantantsika tsara moa fa…
EKSODOSY 3.1-6
EKSODOSY 3.1-6
Horeba ,ilay tendrombohitr'Andriamanitra Natao hoe : tendrombohitr'Andriamanitra ity tendrombohitra ity ,satria tao Andriamanitra no niseho sy nanambara ny tenany tamin'i…
APOKALYPSY 1.17-20
APOKALYPSY 1.17-20
"Izaho no voalohany sy farany " Fombam-pitenenana miverimberina asehon'ny Soratra Masina izany ary Andriamanitra izay ao amin'i Jesoa Kristy irery…