Ny antoky ny fahafahana
Iorenan'ny fahafahana ny Tompo
JEREMIA 15.19-21
Ny antoky ny fahafahana 1-Ny firosoan'ny mpanompon'Andriamanitra amin'ny fanompoana na dia misedra zava-tsarotra aza "Raha hiverina ianao dia horaisiko indray…
Iorenan'ny fahafahana ny Tompo
JEREMIA 15.19-21
Ny antoky ny fahafahana 1-Ny firosoan'ny mpanompon'Andriamanitra amin'ny fanompoana na dia misedra zava-tsarotra aza "Raha hiverina ianao dia horaisiko indray…
ASAN'NY APOSTOLY 2.1-13
ASAN'NY APOSTOLY 2.1-13
Ny fisehoan'ny Fanahy Masina Asa mahatalanjona sy mahagaga no nataon'Andriamanitra raha niseho tamin'ny alalan'ny Fanahy Masina noraisin'ireo Apostoly tamin'ny andro…
JAONA 15.26-27
JAONA 15.26-27
Ny Fanahy Masina araka ny tenin'i Jesoa 1-Mpananatra Manohy ny fampianarana sy ny fananarana nataon'i Jesoa Kristy ho an'ireo mpanara-dia…
EZEKIELA 11.14-21
EZEKIELA 11.14-21
Ny Fanahy vaovao omen'Andriamanitra no : 1-Manafaka ny mpifatotra Mibahan-toerana eto amin'ny faminanian'i Ezekiela eto ity ny fampanantenana fanafahana izay…
JOELA 3.1-5
JOELA 3.1-5
Ny Fanahy Masina no manavao ka : 1-Ny firenena feno loza ho tonga feno mpaminany Ao amin'ireo toko 1 sy…
"Ny Fanahin'i Jehovah no mampleny ahy: ary ny teniny no amin'ny lelako" hoy i Davida mpanjaka eto. Hitantsika eto amin'ny tantaram-piainan'i Davida hatrany amin'ny fiandohany (1Sam.16) ka hatreto amin'izao fiafarany izao fa nahazo sitraka tamin' Andriamanira izy handimby an'i Saoly mba hanjaka amin'ny firenena Isiraely izay vahoaka masina ho Andriamanitra. Porofon'izany fankasitrahan' Andriamanitra azy izany izao mbola ampitenenany aey amin'ny alalan'ny Fanahiny izao Raha toa kosa ka tsy mba toy izany no niafaran'ny fanjakan'i Saoly fa nialan'ny Fanahin'i Jehovah izy. Fomba fiasan' Andriamanitra rahateo izany mifidy sy miantso olona manokana hampitondraina hafatra na irahina hamonjy ny vahoakany.
2Samoela 23,1-7 Ny Fanahin' Andriamanitra: 1-Fanahy mampiteny "Ny Fanahin'i Jehovah no mampleny ahy: ary ny teniny no amin'ny lelako" hoy…
1 KORINTIANA 6.9-11
1 KORINTIANA 6.9-11
Ho an'iza ny fanjakan'Andriamanitra ? 1-Ho an'ny mpanota efa voasasa "olona tsy marina"no ilazana ny mpanota eto, ary voatanisa ny…
Andriamanitra miasa ny Fanahy Masina ka manosotra ny mpanompony mba :
Andriamanitra miasa ny Fanahy Masina ka manosotra ny mpanompony mba : 1-Hitondra ny Tenin'Andriamanitra Tena adidy lehibe sady tombotsoa goavana…
LIOKA 12.8-12
LIOKA 12.8-12
Miasa ao amin'ny mpitory Filazantsara ny Fanahy Masina Mitodika manokana amin'ireo postoliny i Jesoa kristy ao anatin'ireo teny ambarany eto…
SALAMO 143.7-12
SALAMO 143.7-12
Ny asan'Andriamanitra amin'ny alalan'ny Fanahy Masina 1-Manoro izay làlan-kombana Mahatsiaro tena ho reraka tanteraka sy very hevitra ny mpanao salamo…