Ny loholona tsy misy eo am-bavahady, ary ny zatovo tsy nitendry ny zava-maneno intsony

Fito 5:14
"Ny loholona tsy misy eo am-bavahady, ary ny zatovo tsy nitendry ny zava-maneno intsony"

  1. Ny Haitarika sy ny Rariny no katsahina eo am-bavahady fahiny. Foana izany eto. Haitraitran-jaza no lasa nitondra ( Isa 3:4)
  2. Ny hoavy sy ny fifalian'ny fiainana no asehon'ny zatovo eto. Fa androm-pisaonana no misy., fanantenana maty .
  3. Ny hamerina izany no ijoroantsika Fiangonana, hampitraka indray ny moraly sy finoana (Sal 31:24)