Alahadin’ny Aumônerie Ny Alahady 28 Jona 2026 izao no natokan’ny Fiangonana (FJKM) ho andro itondrana ambavaka ny Asan’ny Aumonerie Nationale FJKM. Zava-dehibe ny hahatsiarovantsika kristiana izany fotoana izany. Fiainan'ny fiangonana, Vaovao farany