FANASANA

Ny Trano Printy FJKM miaraka amin’ny Fikambanana Mampiely Baiboly Malagasy dia faly manasa anao hanatrika ny fiombonam-bavaka ho fankalazana an’Andriamanitra ny Alahady 21 Jona 2026 amin’ny 2 ora sy sasany tolakandro ao amin’ny FJKM Tranovato Ambatonakanga.

Hisy ANTSAM-PIDERANA iarahana amin’ny Chorale ORIMBATO Ambatonakanga sy HARILANTO