TOLOTR’ASA Ny Foibe FJKM dia mitady izay ho TALEN’NY ORINASA FIVATSY Ambatomanga. Antsoina isika izay vonona handray anjara amin’ny tolotr’asa hanatitra ny atontan-taratasy mifanaraka amin’ny tsanganana voafaritra eto ambany. Fiainan'ny fiangonana, Vaovao farany