Vehivavy Mpitandrina FJKM / Mpitarika mahomby.
FIOFANANA
Fampahefana ny vehivavy MpitandrinaÂ
Prix Sylvia MichelÂ
14-17 Septambra 2017Â
Tabita Ampandrana
Alakamisy 14 Septambra 2017
–Ny vehivavy  sy ny traikefany (Rtoa Rakotondralambo  Vololomanitra)
–Ny fahaiza-mitarika sy ny fahaizana mandamina fotoana (Rtoa Ravaozanany  Noro)
Zoma 15 Septambra 2017
–Ny vehivavy sy ny kolotsaina ( Rakotobe Rajaomanjato, Mpitandrina  sy  Rakotonavalona Maholy, Mpitandrina)
–Ny vehivavy  sy ny Teolojia (Dr Rabarijaona Brigitte , Mpitandrina)
–Ny vehivavy  miatrika ny fiaraha-monina sy ny fiangonana (Rtoa Andry  Nirina Velosoa, Rtoa Andriamamonjiarison Noro , Dr Randriamampionona  Alfred, Mpitandrina )